Teny iditra tampohina (tampoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tratrarina tampoka, sovohina: Notampohin' ny fahavalo ny tao an-tanàna [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be come upon suddenly, to be surprised [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on surprend [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tampohina, tampohiko, tampohinao, tampohiny, tampohintsika, tampohinay, tampohinareo, tampohin', tampohin-, tampohim-, tampohi-
Ny lasa : notampohina, notampohiko, notampohinao, notampohiny, notampohintsika, notampohinay, notampohinareo, notampohin', notampohin-, notampohim-, notampohi-
Ny hoavy : hotampohina, hotampohiko, hotampohinao, hotampohiny, hotampohintsika, hotampohinay, hotampohinareo, hotampohin', hotampohin-, hotampohim-, hotampohi-
Filaza mandidy : tampohy
Mpanahaka  tampohana
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20