|
|
|
|

Teny iditra Tanala
Sokajin-teny anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy Foko lehibebe, mitoetra amin' ny tany misy ny havoanan' Ikongo rakotr' ala izay manapaka azy hatrany avaratra ka hatrany atsimo, ary voafaritry ny tanin' ny Betsileo, andrefana; ny Betsimisaraka sy ny Antambahoaka, sy ny Antaimoro ary ny Antaifasy, atsinanana, ary ny ony Manampatrana, atsimo; mivelona amin' ny vokatry ny ala ny Tanala; tanàn-dehibe: Ambohimanga atsimo, Ivohibe, Ifanadiana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The dwellers in the forests. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Populations forestières du sud-es [...] [tohiny 1.5]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Tenim-pirenenana

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12