Teny iditra tanàna masina
Singan-teny tana ; masina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Toerana nonenan' ny razan' Andriana fahiny ka nohajain' ny Ntaolo fatratra, manana ny fadiny, nangalana rano amin' ny Fandroana nihasinan' ny mpanjaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20