|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tanan-dava
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Zavatra ifanoloran' ny olona mitandahatra maromaro an-kamindrafindra [1.1]
Singan-teny  4  tanana, lava

Teny iditra (2/2)5  Tanandava
Sokajin-teny  6  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  7  Haitoetany: tanàna
Singan-teny  8  tanana, , tana, lava
Tsanganana sy sary iray takila  9  Fitanisana

Fivaditsoratra  10  tanan-dava, tandavana

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27