Teny iditra | 1 tanimboly |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Sihanaka]
zarindaina |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.196] terre cultivée, plantations, jardins (autres que les rizières) |
Ohatra |
5 [2.332#1] tanimboly malalaka sy tanimbary midadasika no manodidina azy. 6 [2.472#25] Efa noroahin' ny tompon-tanimboly ety ivelan' ny taniny ireto omby valo lahy sisa. |
Singan-teny | 7 tany, voly |
Lahatsoratra |
8 Randzavola: tanimboly ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |