|
|
|
|

Teny iditra 1  tanoraina
Fototeny  2 tanora
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao tonga matsora: Tanorao kely ny lokon' ity lamba ity fa mila ho antitra loatra izy izany [1.1]

Fivaditsoratra  9 anirotana, 10 anoritana, tanoraina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20