|
|
|
|

Teny iditra 1  tanora
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  10 Tsy be taona niainana, zatovo, herotrerony: Tanora kokoa ny rainao noho ny raiko ~ Maty tanora
11 (loko na volon-javatra) Matsora: Tiako ity lamba manga tanora ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 young, immature; light in color; young people [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 jeune; de couleur claire; jeune gens [1.8]
Ohatra  14  Zavatra mahatsiravina sy nanaitra ny sain'ireo zatovo roa lahy tanora fanahy ireo loatra izany fialan'aina hitany izany. [2.324]
15  Fantatray ihany mantsy ny mahavariana ny tanora ao an-drenivohitra ao: [2.470#118]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 9 misy ny teny how tanora
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 anotra, 19 atrano, 20 naotra, 21 noatra, 22 rotana, tanora, 23 tarona, 24 torana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21