|
|
|
|

Teny iditra1  tanorao
Fototeny  2  tanora
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tanoraina
Ohatra  4  tanorao kely ny lokon' ity lamba ity fa mila ho antitra loatra izy izany [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Fivaditsoratra  6  anorato, orotana, tanorao, toroana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05