Teny iditra | 1 fandrama |
Fototeny | 2 andrana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Tantely (maminy na reniny) [1.1] 5 tantely [Sihanaka] [1.78] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [Mod. s. contracted from manandrana (andrana).] Honey. (Prov.) See tantely. Solikala. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 miel [1.13] 8 Nom du miel sur la Côte Ouest. La récolte du miel sauvage et l'apiculture sont considérées comme des activités importantes. La connaissance des plantes mellifères est très en honneur. [Sakalava] [1.196] 9 [Bara] |
Voambolana |
10 Toe-karena: hanina |
Mpanahaka | 11 antely, tantely, titely |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |