|
|
|
|

Teny iditra1  taonjaton'ny fahazavana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  taonjato, fahazavana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13] taonjato faha 18 izay nahitana fiovana teo amin'ny fomba fijery, teo amin'ny sehatry ny literatiora sy ny filôzôfia vokatr'ireo fahitana ara-tsiansa vaovao
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] siècle des lumières
Voambolana  6  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29