|
|
|
|

Teny iditra 1  tapahina
Fototeny  2 tapaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Zaraina tarangana roa: Tapahina ny tady
9 ajanona, ampiatoina: Aza tapahinao ny teniko
10 Araikitra, anaovana didy: Vao notapahina fa hianatra indray amin' ny Alakamisy izao
11 Tsy avala handeha: Notapahin' ny sasany ny rano
12 Vitaina, faranana: Notapahina haingana ny asa fa samy maika hody ~ Tapaho haingana ny hevitrao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 to be broken off, to be cut; to be decided to be settled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 qu'on coupe, qu'on rompt net; qu'on décide [1.8]
Ohatra  15  Tsy hotapahina mihitsy ny fanaovan-tsiramamy isan-kerinandro, satria tsy mora ny fiainana. [2.470#42]
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21