|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tapelaka (pelaka)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Zavatra mifanosontsosona azo selatselahina toy ny kiran-trondro [1.1]

Teny iditra (2/2)4  tapelaka (pelaka)
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Voambolana  6  Haizavamaniry
Fanazavàna teny malagasy  7  Enti-milaza felan-javatra lehibe velarana no fisaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  anything flat and wide [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9  état de ce qui est large et plat [1.5]
10  (de pelaka : plat et large). Adj. et substantif : se dit des plantes ayant de grandes feuilles qui s'étalent, soit au ras du sol, soit à la surface de l'eau. [1.196]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31