|
|
|
|

Teny iditra 1  taperina
Fototeny  2 tapitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Vitaina, faranana: Tapero izato resakareo fa efa alina ny andro
9 Lanina: Notaperin' ny saka lahy ny ronono
10 (Vola) Aloa daholo tsy asiana sisa mijanona: Hotaperiko amin' ny herinandro ambony ny volanao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be ended, to be finished, to be used up [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 Qu'on termine [1.3, 1.8]
13 Qu’on complète, qu' on accomplit [1.3]
14 qu'on épuise [1.8]
Ohatra  15  ka tsy azo taperina amy ny soratra avokoa ny loza nanjo [2.59#226]
16  taperina tetezina atao eo daholo rehefa dihy fanao taloha. [2.245#91]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20