Teny iditra | 1 tapi-java-nirina |
Singan-teny | 2 tapitra, zavatra, irina |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 tsy manan-javatra tadiavina intsony fa efa ao anatin' ny fiadanana [1.1] |
Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny tapi-java-nirina io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |