| Teny iditra (1/4) | 1 tapoaka |
| Fototeny | 2 poaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Rano mamorivory, mandroadroatra: Tapoadrora; tapoa-tsavony
19 Fipoahana balaonina na tatavia feno rivotra ka vaky [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 a bubble
21 an explosion, as of a burst bladder [1.2] 22 a soap bubble 23 a popping sound [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 bulle d'eau, d'air, de savon
25 petite explosion, comme celle d'une vessie pleine d'air qui éclate [1.3] 26 bulle de savon 27 petit bruit d'éclatement [1.8] 28 bulle [1.13] |
| Mpanahaka | 29 kibolabola |
| Fikambanana | 30 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe tapoaka |
| Teny iditra (2/4) | 31 tapoaka |
| Sokajin-teny | 32 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
33 soufflé
[1.13] |
| Voambolana | 34 Toe-karena: hanina |
| Teny iditra (3/4) | 35 tapoaka |
| Sokajin-teny | 36 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
37 cloque, pustule
[1.13] |
| Voambolana | 38 Fahasalamana |
| Teny iditra (4/4) | 39 tapoaka |
| Sokajin-teny | 40 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
41 jachère
[1.13] |
| Voambolana | 42 Toe-karena: fambolena |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|