|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tarana
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny anglisy  5  root of taranina, mitarana [1.2]
Haiendriteny 
6  Tsotra :

Teny iditra (2/3)7  tarana
Sokajin-teny  8  anarana
Voambolana  9  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  10  D'après Dubois, Dictionnaire betsileo, c'est aussi le nom d'un arbre. On l'utilisait pour faire des triques, des gourdins pour se défendre. [Betsileo] [1.196]
Tsipelina hafa  11  tara
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)13  tarana-
Sokajin-teny  14  endritenin' ny hoe taranaka
Ohatra  15  Maro tamin' ireny mpandositra ireny no tarana-bazimba. [2.508#38]
16  Nomen'i Moizy lova ny fokon'ny tarana-dRobena, araka ny fianakaviany avy [2.996]

Fivaditsoratra  17  anatra, antara, aranta, atrana, rataña, tarana, tarana-, anatra, antara, aranta, atrana, rataña, tarana, tarana-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31