Teny iditra | 1 taranaka handimby |
Singan-teny | 2 taranaka, mandimby |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Ohatra |
4 Ary Harinaivo kely no voalohan-terany, ho taranaka handimby azy. [2.470] 5 Ny taonanao mihatra amin'ny taranaka fara mandimby. [2.996] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16 |