Teny iditra | tato | ||||||
Sokajin-teny | ny lasan' ny tambinteny | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Endriky ny mpamaritra matoanteny "Ato" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin' ny toerana iray misy ny tena nefa tsy ao intsony: Tato an-trano izy omaly, fa tsy ato intsony izao. [1.1] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Teny fotony | t, ato | ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Teny iditra | tatô | ||||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] tokoa [1.78] | ||||||
Tovy hevitra | tatôbe | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/21 |
![]() |