Teny iditra tato
Sokajin-teny ny lasan' ny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Endriky ny mpamaritra matoanteny "Ato" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin' ny toerana iray misy ny tena nefa tsy ao intsony: Tato an-trano izy omaly, fa tsy ato intsony izao. [1.1]
Ohatra 
1Naman' ialahy namaky trano tato. [2.4]
2Anjara toriteniko tato Ambondrona. [2.59]
3Efa ho tapa-bolana izay no nialany tato. [2.472]
Teny fotony t, ato
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra tatô
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] tokoa [1.78]
Tovy hevitra tatôbe

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21