Teny iditra |
tatsimo
|
Sokajin-teny | anarana na tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Olona na foko avy any amin' ny faritra atsimo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The south people [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Les gens du sud [1.8, 1.5]
|
Ohatra |
1 | Tsy maintingoro io fa menarana tsotra, hoy kosa ireo tatsimo.
[2.643]
|
2 | Foko telo ny mponina tamin' izany : Ny Tavaratra Ny Tsikoa Ny Tatsimo.
[2.113]
|
3 | Teo aloha dia nataon' ny olona tatsimo fa ny soavaly dia songomby avy tany an-dafy;
[2.69]
|
|
Teny fotony | t,
atsimo |
Mpanahaka |
tandrefana ~
tatsinanana ~
tavaratra |
|