|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Tavaratra
Singan-teny  2  t~, avaratra
Sokajin-teny  3  anarana na tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny olona avy any avaratra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] the north people
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8, 1.5] les gens du nord
Ohatra  7  Foko telo ny mponina tamin' izany : Ny tavaratra, Ny Tsikoa, Ny Tatsimo [2.113#21]
8  Ny maintingoro tsy misehoseho foana fa ao raha, hoy ireo Betsimisaraka tavaratra. [2.643#57]
9  Tonga nananika an'Ambohitrabiby ny Sihanaka sy ny Bezanozano nampian'ny tavaratra. [2.508#342]
Mpanahaka  10  tandrefana, tatsimo, tatsinanana

Teny iditra (2/2)11  tavaratra
Singan-teny  12  t~, avaratra
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.196] (de avaratra : au nord). Nom général des végétaux qui aiment le nord, c'est-à-dire l'exposition la plus ensoleillée, nous sommes dans l'hémisphère sud et le soleil passe au nord à midi. Suivant les dialectes, ce nom a été relevé pour :
Antidesma petiolare var. brachyscyphum (Baker) Leandri (Phyllanthaceae). Petits fruits charnus, comestibles, utilisés aussi pour produire de l'alcool après fermentation ; Rhodolaena bakeriana Baill. (Sarcolaenaceae). Réf. Service Forestier 8357. [Tankarana]
Potameia crassifolia Kosterm. (Lauraceae). [Sihanaka]
Potameia incisa Kosterm. et Beilschmiedia madagascariensis (Baill. ) Kosterm. (Lauraceae). [Betsimisaraka]
Potameia rubra Kosterm. (Lauraceae) ; trichilia ou Astrotrichilia sp. (Meliaceae). Réf. Service Forestier 14165 ; voir aussi tavaratrafotsy, Clerodendrum macrocalycinum Baker et Clerodendrum arenarium Baker (Lamiaceae). Arbustes à fleurs très décoratives. [Bezanozano]
Potameia chartacea Kosterm. (Lauraceae). [Tanala]
Potameia reticulata Kosterm. (Lauraceae). [Betsileo]
Ravensara perrieri Dubard & Dop (Lauraceae). [Bara]
Voambolana  15  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  20  Tavaratra, tavaratra

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/03