|
|
|
|

Teny iditra1  tay manala sasatra
Singan-teny  2  tay, manala, sasatra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilazana ny olona kamo ka manararaotra ny fandehanana mivalana any an-tranokely mba hakana aina, olona mijanona ela loatra ao an-tranokely rehefa mivalana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07