Teny iditra | 1 tay manala sasatra |
Singan-teny | 2 tay, manala, sasatra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ilazana ny olona kamo ka manararaotra ny fandehanana mivalana any an-tranokely mba hakana aina, olona mijanona ela loatra ao an-tranokely rehefa mivalana [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02 |