|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  teboka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  5 Mari-pijanonan-tsoratra (.) ampiasaina rehefa mamarana fehezanteny. [1.1]
6 mari-piatoana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7 period [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 point [1.5, 1.13]
Voambolana  9  Haiteny
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 13 misy ny teny hoe teboka
Tsanganana sy sary iray takila  11  Mari-tsoratra sy marika hafa

Teny iditra (2/2) 12  teboka
Sokajin-teny  13  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  15 fihaonan'ny hitsy roa mifanapaka [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  16 a mathematical point, the intersection of two lines [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  17 point [1.13]
Voambolana  18  Matematika: rafitsary
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 21 misy ny teny hoe teboka

Fivaditsoratra  20 takebo, teboka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20