Teny iditra | tefy maika | |
Singan-teny | tefy ; maika | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tefy kongorevo, taozavatra vita tsizarizary mamonjy tavan' andro fotsiny [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Hasty and careless work [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Travail hâtif [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |