|
|
|
|

Teny iditra 1  tehamaina
Singan-teny  2 tehaka, 3 maina
Sokajin-teny  4  anarana
Haiendriteny 
5  Tsotra :
Fanazavàna teny anglisy  6 a slap in the face [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 claque au visage sans raison [1.8]
Ohatra  8  Mirehaka izy, mamely tehamaina, manapoaka basy. [2.472#247]
Tsipelina hafa  9 tahamaina
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22