|
|
|
|

Teny iditra 1  teniko fe lehibe
Singan-teny  2 teny, 3 fe, 4 lehy, 5 be
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 teny mampiseho fahefana tsy azo toherina, tsy iadian-kevitra fa ekena fotsiny amin' izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 it is my order, I am the boss [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 c'est mon ordre, je suis le chef [1.8]
Ohatra  10  Mamy koa raha mamy izany teny izany satria enti-miera fa tsy anaovana teniko fe lehibe. [2.928]
11  Fantany fa ny tsy zakan'ny vahoaka indrindra tamin'Andrianjafy dia ny nanaovana an-keriny sy nanaovana teniko fe lehibe [2.298#26]
Tovy hevitra  12 didikofelehibe, tenikofeandriana

Nohavaozina tamin' ny 2026/09/17