|
|
|
|

Teny iditra1  lehy
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fiovan' ny ilay, fametraka eo alohan' ny anaran' olona na biby [1.1]
4  izy [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  5  pour ilay, iley [1.3#397]
Tovy hevitra  6  lay
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  10  Ny mpisolo rehetra
11  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  12  hely, lehy

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/04