|
|
|
|

Teny iditra1  tenin' andriana
Singan-teny  2  teny, andriana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  ilazana ny didin' ny mpanjaka tsy azo lavina na iadian-kevitra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08