Teny iditra | 1 tera-mena |
Singan-teny | 2 teraka, mena |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 mivoara mena ny tarehy noho ny hatezerana [1.1] |
Ohatra |
5 Maharenina Inenibe, hoy i Voàhirana, sady teramena ny tarehiny [2.895#] 6 ary efa nitafoaka ny vorom-bavan' ilay lambo, sady efa teramena ny masony. [2.69#] |
Fivaditsoratra | 7 temerana, tera-mena |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/13 |