Teny iditra | 1 tera-bitro |
Singan-teny | 2 teraka, bitro |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ilazana ny vehivavy miteraka matetika sady kely aizana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [2.415#6785] Portée de lapins. Se disait des femmes enfantant souvent. |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |