Teny iditra tetezan' olona
Singan-teny tetezana ; olona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Iraka alefa hitondra ny taratasim-panjakana ao amin' ny tanàna iray, ary ny ao kosa indray manatitra azy any amin' ny vohitra hafa, ka toy izany hatrany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Courriers portant les dépêches royales et se succédant sans interruption d'un village à l'autrew [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19