Teny iditra | tetipohy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny mangahazo lena izay tetehina madinika no fomba fahandroana azy [1.1] | |
[ teti-pohy ] Fanapatapahana sakafo omena endrika goba [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | En dés [1.13] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Teny fotony | tetika, fohy | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |
![]() |