Teny iditra toetr' andro
Singan-teny toetra ; andro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy Weather [1.17]
Fanazavàna teny frantsay Météo, temps [1.5]
 Climat [2.285]
Ohatra 
1Atao inona tokoa io fizarana efa nilaozan' ny toetrandro io? [4.27]
2Antoky ny fandrosoana ikezahana amin'izao toetrandro izao ny handalina ny fahaizana amin' ny sampam-pahalalana samihafa. [2.332]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01