Teny iditra toetry ny rotsakorana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fahitana ny fisehon'ny fiasan'ny rotsakorana nandritra ny vanim-potoana iray amin'ny toerana iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Pluviosité [1.13]
Singan-teny toetra ; rotsaka ; orana

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/21