|
|
|
|

Teny iditra1  toho-tsofina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] teny malemilemy, bitsibitsika
Ohatra  4  [2.472] Indray andro nanao resaka tohotsofina tamin' ny olona anankiray taoan-tanàna Ingahy Ravelo, fa mahita soga bintsy, hono.
Singan-teny  5  tohoka, sofina
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07