|
|
|
|

Teny iditra1  tokàka
Fototeny  2  tok
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  9  Mihomehy mitokelakelaka fatratra
10  Talanjona, mitampim-bava: Tokàka Ikoto nahita ilay Boeing [1.1]

Fivaditsoratra  11  -katoka, katoka, kotaka, takoka, tokàka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31