|
|
|
|

Teny iditra1  tokantandroka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Biby lehibe mahatratra 4 metatra ny lavany ary 2 metatra ny haavony, mivelona amin' ny tany be heniheny, fantatra amin' ny anarana vahiny hoe "rhinocéros"
Voambolana  4  Haibiby: mampinono

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07