|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tokoana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny fikarakarana ny zavatra, ny hanina atao eo ambony toko mba handrahoina
4 Ny tokoanam-bary aza iadian' ny mpivady: enti-milaza fa na dia zavatra kely aza mety hampiady mivady [1.1]

Teny iditra (2/2) 5  tokoana
Fototeny  6 toko
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  12 Enti-milaza zavatra zarazaraina, saratsarahina: Notokoany folo ny voanjo namidiny
13 Enti-milaza ny vary karakaraina handrahoina: Nahoana no tsy mbola tokoanao ny vary?
14 Enti-milaza ny vatom-panorona alahatra amin' ny toerany avy alohan' ny hilalaovana: Tokoy àry ny vato raha vonona hilalao Rangahy [1.1]

Fivaditsoratra  15 atokano, 16 atokona, tokoana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04