Teny iditra toko lava
Singan-teny toko ; lava
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Toko fahandroana sakafo mitohitohy [1.1]
Ohatra Mahandro banina be ny tompom-pasana manao tokolava, ary misaotra ny vahoaka matetika èny am-pandehanana. [1.437]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05