|
|
|
|

Teny iditra1  toko telo mahamasa-nahandro
Singan-teny  2  toko, telo, mahamasaka, mahandro
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza fitambaran' olona miara-miasa antoky ny fahavitan' ny asa na zavatra iray

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07