Teny iditra tompokovavy
Singan-teny tompoko ; vavy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny asolo ny anaran' ilay itenenana ho mari-panajana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Madame [1.3]
Ohatra Nahatsiaro ilay nahararian' i Tompokovavy Zozefinina sombinainy malala tao Vohipeno Ramatoa Razafy, ka izy avy no torovandrovana teny ambony filanjana. [2.499]
Tohi-kevitra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30