|
|
|
|

Teny iditra1  tompon' andraikitra
Singan-teny  2  tompo, andraikitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  responsable [1.13]
Ohatra  5  Nanakoako ery ny fanenon'ny anjombona tandrok'omby notsofin'ny ray aman-dreny tompon'andraikitra [2.470]
6  Ny fomba hampiasaina amin'izany, manana tahiry betsaka ireo tompon'andraikitra Frantsay sy ny menakeliny [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08