Teny iditra (1/3) | 1 tongolo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.196] (toute l'île). Nom du bulbe des Liliaceae et autres plantes analogues |
Voambolana |
4 Haizavamaniry |
Teny iditra (2/3) | 5 tongolo |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Karazan' anana maherihery fofona fanao fangaron-daoka ka manome tsiro tsara somary masiatsiaka; misy karazany maro ny tongolo: tongolo lay na tongolo gasy na tongolo ejipta, tongolobe na tongolo vazaha, tongolo maltso na tongolo raviny |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.7] an onion |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.8] oignon 10 [1.196] [Betsileo, Merina] Allium cepa L. (Amaryllidaceae) : l'oignon, introduit et cultivé comme plante alimentaire. Nom relevé par Grandidier, Malzac et de nombreux autres auteurs. Il entre dans plusieurs expressions populaires comme : Manao tongolo be fofona (faire comme l'oignon qui empeste) : sens figuré : répandre de faux bruits, des rumeurs, pour inciter les gens à la révolte. Malzac distingue plusieurs variétés : tongolobe ou tongolo lehibe, à très gros bulbe ; c'est l'oignon d'Egypte ; tongolovazaha : variétés européennes, à bulbe plus petit. |
Ohatra |
11 Tsy niakatra teto Antananarivo, ny Kisoa, ny Sifotra, ny tongolo, ny Osy; [2.59#49] 12 May Dada sy Neny, ka nasesisesy ny ranomena, nampiasaina koa ny toaka gasy nasiana sira hazo sy tongolo gasy. [2.472#90] |
Voambolana |
13 Haizavamaniry |
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny tongolo io |
Lahatsoratra |
23 Randzavola: tongolo ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (3/3) | 24 tongolo |
Sokajin-teny | 25 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
26 [1.196] [Sakalava]
Allium porrum L. (Amaryllidaceae). Le poireau cultivé comme légume. C'est plutôt cette espèce qu'on désigne sous ce nom sur la côte Ouest, car l'oignon proprement dit y pousse assez mal |
Voambolana |
27 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 29 tolongo, tongolo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |