|
|
|
|

Teny iditra1  tonizianina
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny firenena monina any amin' ny tanin' ny Tonizia (Afrika avaratra, atsinanana): Lazao ny anaran' ny mpanjakan' ny Tonizianina raha fantatrao
Momba an' i Tonizia na an' i Tonizia na avy any Tonizia: Mahatratra enina hetsy ny mponina ao Tonisy, renivohitra tonizianina
Fanazavàna teny anglisy  4  [3.1] Tunisian
Fanazavàna teny frantsay  5  [3.1] tunisien, tunisienne
Voambolana  6  Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  7  tonizia

Fivaditsoratra  8  notinaizany, tonizianina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21