Teny iditra toradroa
Singan-teny toraka ; roa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Au carré, puissance 2 [1.13]
Ohatra Ny fitondrana sy ny manodidina dia nanome tsiny azy noho ny tany dilatra mirefy metatra toradroa vitsivitsy tsy navadiny ho « zaridaina » tamin' ny angady. [1.369]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31