Teny iditra tora-tady
Singan-teny toraka ; tady
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny lalana mahitsy tsy misy melomeloka, ka mifanandrify amin' izay iaingana ny erỳ am-pita; mahitsy ohatra ny nosoritan' ny tady nalefa hizotra lava hatrany hatrany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Droit, qui va droit d'un point à un autre [1.3]
 [ toratady ] En ligne droite [1.13]
Ohatra Fa nandona saina tokoa ny fijery ny saha toy izany, na ny fohy indrindra taminy aza : rindrina havia sy havanana avo noho ny rihan' trano anankiray ary mitsatoka mahitsy, ny elanelan' ireo mivelatra ohatra ny arabe efatra natambatra, ny saha manao toratady mitsotra maloloana ka tsy taza-maso ny farany. [2.472]
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 

Teny iditra toratady
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] antsamotady [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18