Teny iditra | torimason' akoho | |
Singan-teny | torimaso ; akoho | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza sarintsarin-torimaso fa tsy tena matory [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Sommeil des poules. Se disait d' un sommeil léger. [2.415] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/24 |