|
|
|
|

Teny iditra1  matory
Fototeny  2  tory
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Latsaka ao anatin' ny torimaso: Aza mingadongadona fa matory ny marary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to sleep [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  dormir [1.8]
Ohatra  7  Dia nakimpiny indray ny masony, ka natory izy. [2.324]
8  manomboka izao ankehitriny izao ialahy, izao dia izao, dia any alatrano ialahy no matory. [2.470]
9  na matory na tsy matory, tsy re ny moka. [2.472]
10  Impiry aho no nitantara tamin' ise fa misy aloka maneloelo ny fiainako, saingy nilaozan' ise natory? [2.5]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Mpanahaka  15  Mandry, midaboka, mandamoka, mibafoka, mibonoka, mifonoka, mandry mitsilany, mandry mihohoka, mandry mihorirana, mandry ilika
Kamban-teny 
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny matory io

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01