| Teny iditra | 1 tovolahy |
| Singan-teny | 2 tovo, 3 lahy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Lehilahy tsy mbola manambady no tena heviny ara-piforonan' ny teny; nefa ny hevitra ahazoana azy andavanandro dia lehilahy mbola tanora fotsiny, na efa manambady na tsia
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 an unmarried young man
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 jeune homme célibataire
[1.8] |
| Ohatra |
9 Nitady hikomy marina ve ireo tovolahy ireo sa tsia?
[2.471#54]
10 Nisy arivo mahery ny tovolahin' Antsihanaka no voaray tamin' izany. [2.472#169] |
| Fivaditsoratra | 11 lahitovo, tovolahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|